Mankasitraka e! Tahinny Tompo hatrany!
Mankasitraka e! Tahinny Tompo hatrany!
Misaotra anAndriamanitra noho ny talenta nomeny anao izay entinao hampielezana ny Baiboly. Mba asio vavaka nampianarinny Tompo sy fanekem-pinoana... Misaotra!
Misaotra anareo eto aminny eTory fa tena tsara be ity vokatra ity. Ny fitadiavana -recherche no tena sady haingana no mety e. Mankasitraka tompoko.